|
|
|
|

Entry1  voadoro
Root  2  doro
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#115] brûlé, incendié, carbonisé, cuit
Examples  6  [2.117#] Potehina ho vovoka ny taolana voadoro sy ny faikam-boanjo.
7  [2.324#] lana koa indraindray tany hay voadoro be vodi-ahitra sy ampanga maranitra ary indraindray vatokaranana mahatorovana ny faladia.
Synonyms  8  donoro

Updated on 2024/12/11