Entry | vitaina (vita) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e! Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be completed, to be finished [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on finit, qu'on accomplit [1.8] | ||||||||
Examples | Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | tiavina, vitaina |
Updated on 2023/01/20 |