|
|
|
|

Entry1  sakaizam-bilany vy
Elementary words  2  sakaiza, vilany, vy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ireo ankizy tokony handeha hilalao, nefa tsy miala eo amorom-patana, miandry ny fahamasahan' ny sakafo noho ny hatendana [1.1]
Explanations in English  5  a glutton [1.7]
Explanations in French  6  glouton [1.8]

Updated on 2023/08/01