Entry (1/3) | 1 vihy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 bonga eo amin'ny taovam-pananahan'ny lahy [1.13] |
Explanations in French |
4 testicule [1.13] |
Vocabulary |
5 Biology |
Synonyms | 6 atodinakanga |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 8 vihy |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 voa [Bara]
[1.78] 11 voan-javamaniry 12 voa madinika [Taisaka] [1.78] 13 voa madinika [Sihanaka] [1.78] 14 voa [Tanosy] [1.78] |
Explanations in French |
15 Fruit ou graine, d'après H.Perrier ; Leandri et Faublée (équivalent de voa (1) (Merina)). Dans certains villages, c'est aussi le nom donné aux tubercules multipliés par l'homme (boutures). [Sakalava]
[1.196] |
Examples |
16 Izay manome voa na vihy toy ilay nafafy ihany no tena masomboly. [2.117] |
Vocabulary |
17 Botany: fruit |
Synonyms | 18 vihiny |
Entry (3/3) | 19 vihy |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 voa ao anatin'ny sela [1.13] |
Explanations in French |
22 noyau [1.13] |
Vocabulary |
23 Biology |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/25 |