|
|
|
|

Entry1  vidina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io
Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io
Examples  4  [2.472] Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
Root  5  vidy
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word vidina

Anagrams  12  adivin, diavin, divain, nadivi, nivady, vadiny, vidian, vidina, vinady

Updated on 2025/01/21