Entry | 1 verimaso |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [2.314] fomba fitafy lamba izay anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takona 4 [1.1] Fijerena amin' ny hirika kely amin' ny lamba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana: Manao verimaso |
Explanations in French |
5 [1.3][very maso] action de se voiler la figure de manière à ne montrer que les yeux, se dit des femmes de mauvaise vie |
Examples |
6 [1.298] Kao-drazana tsy azo avela ny anay, ka raha maso mataho-ditsoka, dia ny verimaso no ataovy marevaka, fa raha sima no mianala: miantsinanana voky rivotra, miankandrefana manahy lela. |
Elementary words | 7 very, maso |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |