|
|
|
|

Entry1  vazanana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kekerina mafy: Novazanan' ny alika ny feny ka naratra ary lasa haingana any amin' ny Dokotera izy
Terena mba hanoka-bava sy nify: Tsy maintsy vazanana i Koto rehefa ampisotroina fanafody
Root  4  vazana
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  anazavan, nanazava, navazana, vazanana

Updated on 2025/01/21