|
|
|
|

Entry1  vatosoa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-bato sarobidy noho ny hasoany
Explanations in English  4  [1.7] a precious stone
Explanations in French  5  [1.8] pierre précieuse
Examples  6  [1.437#] Dia mandray ampingarabolamena feno vatosoa mamirapiratra fatratra.
Vocabulary  7  Geology
Elementary words  8  vato, soa
Article  9  Randzavola: vatosoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  10  vato osa, vatosoa

Updated on 2025/01/21