|
|
|
|

Entry1  vatokaranana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#1018] Karazam-bato mafy sy mangarangarana
4  [1.13] singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra
Explanations in French  5  [1.13] quartz
Examples  6  [2.48] ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana;
Vocabulary  7  Geology
Elementary words  8  vato, karanana
Other spellings  9  vatoharanana
Synonyms  10  koartsa

Updated on 2024/12/12