Entry | 1 varo-maizina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mitovy amin' ny varotraanelakelatrano |
Explanations in French |
4 [1.13] marché noir |
Examples |
5 [2.472] Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro |
Vocabulary |
6 Economy: finances, management |
Elementary words | 7 varotra, maizina |
Synonyms | 8 risoriso |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |