|
|
|
|

Entry1  varo-maizina
Elementary words  2  varotra, maizina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mitovy amin' ny varotra an' elakela-trano [1.1]
Explanations in French  5  marché noir [1.13]
Examples  6  Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro [2.472]
Vocabulary  7  Economy: finances, management
Synonyms  8  risoriso

Updated on 2023/05/23