|
|
|
|

Entry1  variaminanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo
Root  4  vary, amy, anana

Anagrams  5  variaminanana, vary amin' anana

Updated on 2025/01/21