Entry (1/3) | 1 valisoa |
Root | 2 valy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana [1.1] |
Explanations in French |
5 récompense [1.13] |
Examples |
6 Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [2.643] 7 Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445] 8 Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113] |
Entry (2/3) | 9 valisoa |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
12 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 14 Valisoa |
Root | 15 valy |
Part of speech | 16 name (anthroponym) |
Explanations in French |
17 On donne ce nom à des jeunes filles [1.196] |
Tables and plates |
18 Full list |
Anagrams | 19 Valisoa, valisoa, voasila, Valisoa, valisoa, voasila |
Updated on 2022/11/15 |