Entry | 1 tsy tambo isaina |
Elementary words | 2 tsy tambo, isaina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony [1.1] |
Explanations in English |
5 innumerable [1.7] |
Explanations in French |
6 innombrable [1.3, 1.8] |
Examples |
7 Ary ny havany tontolo tsy tambo isaina [2.69] 8 noho ny famindrampòny tsy tambo isaina [2.59] 9 Maro ny andevony, hono, ka tsy tambo isaina. [1.353] |
Updated on 2023/11/20 |