Entry | 1 tsy foy |
Root | 2 tsy, foy |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 [2.470] tsy foy nariana akory ny ravi-koba raha tsy ny ampitso maraina. 5 [2.48] Ny tranon'Andrianampoinimerina teo aloha felatanan' Andrianampoinimerina ka tsy foy ho simba, tovanana no mahatsara azy |
Anagrams | 6 fitosy, itsofy, tsiofi, tsiofy, tsy foy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |