Entry | 1 tsy hita pesipesenina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina |
Explanations in French |
4 [1.3] complètement invisible, incompréhensible |
Examples |
5 [2.270#] Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! 6 [2.472] Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. 7 [2.996] Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina |
Elementary words | 8 tsy hita, pesipesenina |
Synonyms | 9 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |