Entry | 1 tsy hita noanoa |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina |
Explanations in English |
4 [1.2] [tsy hita, not seen.] very deep. 5 [1.7] bottomless (of a chasm) |
Explanations in French |
6 [1.8] sans fond, très profond |
Examples |
7 [2.895] Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. 8 [4.27] tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanĂ na; 9 [2.472] Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. |
Elementary words | 10 tsy hita, noanoa |
Synonyms | 11 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |
![]() |