|
|
|
|

Entry1  tsoriaka
Root  2  riaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fikorianan-javatra toy ny rano, ny vy anidina, ny vy noempoina; firiotran-javatra, toy ny tselatra, ny tainkintana; fandosirana haingana raha hita; fandadizam-biby toy ny bibilava, amalona [1.1]
Explanations in French  5  (il existe des racines secondaires qui se distinguent des racines primaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: riaka - tsoriaka) [1.12]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word tsoriaka

Anagrams  13  akositra, arotsika, asokitra, atsikora, sakoitra, sakorita, satrikoa, tsakoria, tsoriaka

Updated on 2023/01/20