|
|
|
|

Entry1  fitsoriahana
Root  2  tsoriaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha
5  Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto
6  Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano [1.1]
Synonyms  7  fitsoriaka

Updated on 2023/01/05