|
|
|
|

Entry1  tsitoavina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny
Examples  4  [2.48] Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely.
Vocabulary  5  Botany: tree

Updated on 2024/12/07