Entry | 1 antsipilavaka |
Elementary words | 2 antsipy, lavaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1] |
Explanations in English |
5 [lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance. [1.2] |
Vocabulary |
6 Game |
Synonyms | 7 tsipilavaka |
Updated on 2023/12/07 |