|
|
|
|

Entry1  tsipahina
Root  2  tsipaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny
Atosika amin' ny tongotra: Tsipahiny foana ny lamba firakofana rehefa matory izy
Tsy raisina, tsy ekena, lavina: Notsipahiko ny heviny ka tezitra izy
Ariana: Notsipahiny tsy hozanany intsony Randriafa maditra loatra
Explanations in French  5  [1.3#782] à qui ou à quoi on donne un coup de pied
figuré: qu’on repousse, qu’on rejette
Examples  6  [1.3#782] Aza tsipahina ny zandrin’ ialahy (Ne donne pas de coups de pied à ton cadet)
7  [1.3#782] tsipahin' ilay io mandrakariva ny firakofana (Celui-la repousse toujours sa couverture avec les pieds)
8  [1.3#782] Notsipahiny tsy ho zanany izy (Il l'a rejeté du nombre des ses enfants)
9  [1.3#782] Aza tsipahinao ny ray aman-dreninao rahefa antitra izy (Ne rejetez pas vos parents lorsqu'ils sont vieux
Morphology 
10  Present :
11  Present :
12  Past :
13  Past :
14  Future :
15  Future :
16  Imperative :

Anagrams  17  hapatsiny, hitsapany, itsipahan, nitsipaha, tsipahina

Updated on 2025/01/21