|
|
|
|

Entry1  tsingarangadona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-balala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin' ny tany be vato misy kotofohin' ahitra na dombato, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany
Examples  4  [2.131] tsingarangadona fa nidona
valalanamboa fa nitsipika

Vocabulary  5  Zoology: invertebrates

Updated on 2024/12/07