Entry | 1 tsindrona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra 4 Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [1.1] |
Explanations in English |
5 the act of pricking 6 a hypodermic injection [1.7] |
Explanations in French |
7 action de piquer 8 piqûre de médicament [1.8] |
Vocabulary |
9 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 Tsindrano, tsindrano, tsindrona |
Updated on 2023/08/17 |