|
|
|
|

Entry1  fanindronana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandoahana na famelezana amin' ny lohan-java-maranitra; fanatrobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny ranom-panafody
Explanations in French  4  [1.3#776] L’action de piquer, de percer, de transpercer, l’instrument
Examples  5  [2.996#] Ny tenin' ny hendry dia toy ny fanindronana omby;
Root  6  tsindrona

Anagrams  7  fanindronana, nifanandroan

Updated on 2025/01/21