|
|
|
|

Entry1  tsikitsiky
Root  2  tsiky
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3#767] [duplicatif fréquentatif]
Examples  5  [2.1022] tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana.
6  [2.296] Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay?
7  [2.499] Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana.
Morphology 
8  Simple :
9  Simple :

Updated on 2024/12/11