Entry | 1 Tsiarondahy |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
3 Ny lehilahy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka, izay zary foko iray mihitsy 4 Lehilahy menakelin' ny mpanjaka fahizay [1.1] |
Examples |
5 Ary tsiarondahy, tsy mitondra hetra izy, omen' andriana ambolena sy ilevenana, izany no azy. [2.48] |
Vocabulary |
6 History: clans, tribes |
Updated on 2024/10/20 |