Entry | 1 Tsiarombavy |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
3 Ny vehivavy amin' ny mpanompon' ny mpanjaka fahiny izay niforona ho toy ny foko iray mihitsy [1.1] |
Examples |
4 Ato ny Mainty telo toko, ny tsiarombavy, ny Manendilahy, ny fananan' ny Manisotra; [2.857#] |
Vocabulary |
5 History: clans, tribes |
Updated on 2024/10/21 |