Entry | tsiaro | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] fahatsiarovana [1.78] | ||||||||||||
Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [1.1] | |||||||||||||
Fahatsiarovana; fifohazana [1.13] | |||||||||||||
Explanations in French | Souvenir, mémoire, réveil [1.3] | ||||||||||||
Souvenir, réveil [1.13] | |||||||||||||
Examples | Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina!
[2.944] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Anagrams | asotry, atsiro, atsory, isotra, ositra, ratsio, soitra, soraty, tsiaro |
Updated on 2022/10/09 |