|
|
|
|

Entry1  ahatsiarovana
Part of speech  2  relative verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Examples  4  [2.470] Tsapan'ny ankizy ombieny ombieny ny faharahiranana mihatra aminy, ka ahatsiarovany ny fahakambotiany
5  [2.472] Tsy vitan'ny ao an-trano sy amin'ny fiaraha-monina ao an-tanana no ahatsiarovanay maharary amin'ny fahatranay, fa hatrany an-tsekoly
6  [2.471] Zavatra sarotra hazavaina izany, fa dia misy fotsiny izao fotoana ahatsiarovanao ny tenanao ho voateritery sy sempotsempotra rahefa tsy mahita faravodilanitra tsy manam-petra eny amin'ny manjepizepy ianao
Root  7  tsiaro
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  ahatsiarovana, anasavoritaha

Updated on 2025/01/21