|
|
|
|

Entry (1/3)1  tsia
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao
Explanations in English  4  [1.7] no
Explanations in French  5  [1.8] non
Examples  6  [1.227#] tsia dia tsia, Sanatria!
7  [2.528#22] Tsia. Ento ireo, lehiroa.
8  [2.298#] Ka hanaiky va ianareo sa tsia?
Analogs  9  aha

Entry (2/3)10  tsia
Part of speech  11  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  12  [1.78] [Tanala] isika
Synonyms  13  tsiana
Tables and plates  14  All the pronouns

Entry (3/3)15  tsia
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Taisaka] zazavavy

Anagrams  18  atsi, atsy, sita, tasy, tsai, tsia, tsy a-, tsya

Updated on 2025/02/08