Entry (1/2) | 1 tsemboka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [1.1] |
Examples |
4 Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [2.324] |
Vocabulary |
5 Biology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tsemboka |
Entry (2/2) | 12 tsemboka |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [1.1] |
Updated on 2023/08/08 |