Entry | 1 tsangan-kevitra |
Elementary words | 2 tsangana, hevitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1] 5 foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13] |
Explanations in French |
6 idéologie [1.5#144] 7 doctrine [1.13] |
Examples |
8 Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123] |
Vocabulary |
9 Philosophy |
Updated on 2023/03/09 |