Entry | 1 tsangan-kevitra |
Part of speech | 2 locution |
Vocabulary |
3 Philosophy |
Explanations in Malagasy |
4 Ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1] 5 Foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13] |
Explanations in French |
6 Idéologie [1.5#144] 7 Doctrine [1.13] |
Examples |
8 Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123] |
Elementary words | 9 tsangana, hevitra |
Updated on 2023/03/09 |