|
|
|
|

Entry (1/3)1  tsaingoka
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon' ny vavan' akoho. [1.1]
Explanations in French  4  qui a les doigts lestes, qui enlève, vole lestement; enfant qui frappe les autres des mains sans raison [1.3#749]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :

Entry (2/3)10  tsaingoka
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Military
Explanations in Malagasy  13  Anaran' antoko-miaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany [1.1]
Explanations in French  14  nom d'une compagnie de soldats attachés jadis à la garde royale, accompagnant la reine dans ses promenades et voyages [1.3#749]
Examples  15  Ary tsaingoka fotsy miakanjo sy misatroka 40 lahy nampilefa basy ao avara-drova. [2.48]

Entry (3/3)16  tsaingoka
Part of speech  17  noun
Vocabulary  18  Botany
19  Health
Explanations in Malagasy  20  Anaran-javamaniry madinika ampiasain'ny olona ho fanalefahan-kozatra [1.1]
Explanations in French  21  plante légumineuse et émolliente [1.3#749]22  Légumineuse employée comme remède contre les furoncles d'après le fichier manuscrit de Grandidier. [1.196]
Other spellings  23  tsengoka

Anagrams  24  tsaingoka, tsingaoka, tsingoaka, tsiongaka

Updated on 2021/10/13