|
|
|
|

Entry1  tsaingohina
Root  2  tsaingoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Kaikerina tombohina amin' ny vava, toy ny fanaon' ny akoho: Notsaingohin' ilay akoholahy ny lo han' ny saka dia nandositra izy
5  Alaina amin-kakingana, amim-pahamailahana: Notsaingohin' ny saha kely ilay hena tetsy ambony talantalana [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  tsaingohina, tsingaohina

Updated on 2023/01/20