|
|
|
|

Entry1  tratra aorina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] diso fotoana, tsy tonga ara-potoana
Examples  4  [2.324] Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga
5  [2.472] Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy
Elementary words  6  tratra, aoriana

Updated on 2024/12/07