Entry | 1 traokabe |
Elementary words | 2 traoka, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray [1.1] 5 faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka [1.13] |
Explanations in French |
6 trachée artère [1.13] |
Vocabulary |
7 Biology |
Anagrams | 8 abetroka, boretaka, traokabe |
Updated on 2023/08/18 |