Entry |
traoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1]
|
| Taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13]
|
Explanations in French | Bronche [1.13]
|
Examples | Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka.
[2.424]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
traoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fangaro [1.13]
|
Explanations in French | Mélange [1.13]
|
Vocabulary |
|