Entry | 1 trano kotona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] trano hazo avokoa ny tenany |
Examples |
4 [1.437#44] Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. Misy voron-kazo ny tendron-tandrony. Misy rihana sy toeran’ entana; ny sasany vita rihana, mitemitra tsihy hisatra. |
Elementary words | 5 trano, kotona |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |