Entry | trano kotona | |
Elementary words | trano ; kotona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Trano hazo avokoa ny tenany [1.1] | |
Examples | Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. Misy voron-kazo ny tendron-tandrony. Misy rihana sy toeran’ entana; ny sasany vita rihana, mitemitra tsihy hisatra.
[1.437] | |
Updated on 2023/05/23 |