|
|
|
|

Entry1  trano heva
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany [1.1]
Explanations in French  4  Un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers [1.3#740]
Examples  5  Lavaka iray lehibe ao ambadiky ny tranoheva no amatrarany ny fako sy ny zezi-tsoavaly. [2.470]
6  Naantsoko moramora teo amoron-dalana ny fiarakodia, dia namoha ny tranoheva fitoerany aho. [2.944]
7  Mbola izy telo mianaka ihany no hita teo amin' ny trano heva [2.356]
Other spellings  8  tranoheva
Elementary words  9  trano, heva

Updated on 2023/10/20