|
|
|
|

Entry1  toy izao
Elementary words  2  toy, izao
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] sahala amin' izao
Examples  5  [2.470#152] toy izao no nahatonga izany.
6  [2.117#106] toy izao no fampiasa azy.
7  [2.643#172] Nefa tsy maika sy dodona toy izao.
8  [2.944] Satriko ho toy izao mandrakizay isika!

Updated on 2024/12/07