Entry | 1 fanononana |
Root | 2 tonona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s 5 Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana [1.1] |
Explanations in French |
6 prononciation, articulation [1.5] |
Examples |
7 Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; [1.38] |
Updated on 2020/07/31 |