|
|
|
|

Entry1  tonon-taona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena
4  [1.13][tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa
Explanations in French  5  [1.5] saison
6  [1.13][tonontaona] saison
Vocabulary  7  Geography: (in general)
Elementary words  8  tonona, taona
Synonyms  9  vanin-taona

Anagrams  10  natontonao, notontanao, tonon-taona, tontonanao

Updated on 2025/01/21