|
|
|
|

Entry1  tono
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
4  Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1]
Explanations in English  5  broiled [1.7]
Explanations in French  6  action de griller au feu [1.8]
Examples  7  Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Synonyms  13  tonotono
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word tono

Anagrams  17  noto, tono

Updated on 2023/08/21