Entry | 1 tongalika |
Root | 2 lohalika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika miankavanana [1.1, 2.436] |
Explanations in French |
5 Chaîne d’orfèvrerie, chaîne dont les anneaux tournent l’un à droite et l’autre à gauche [1.3#725] |
Examples |
6 no malaza ho volafotsy, malaza ho tongalika, nefa very fahefatra, very fahatelo. [2.69#] |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 tangolika, tongalika |
Updated on 2023/01/22 |