Entry | 1 tompon-trano |
Elementary words | 2 tompo, trano |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny |
Examples |
5 [2.356#] Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano. 6 [2.472#] Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano. |
Compound words |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word tompon-trano |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |