|
|
|
|

Entry1  tompon-trano
Elementary words  2  tompo, trano
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny [1.1]
Examples  5  Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano. [2.356#]
6  Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano. [2.472#]
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word tompon-trano

Updated on 2023/06/03