Entry | 1 tomarataratra |
Root | 2 tarataratra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka [1.1] |
Explanations in French |
5 lucide, clair, brillant [1.3#718] |
Examples |
6 Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324] |
Derivatives |
|
Other spellings | 8 tomaratara |
Updated on 2020/07/31 |